|
|
|
|

Teny iditra manasavoka (savoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy, manosotra savoka [1.1]
 To put wax polish on [1.7]
 Enduire de cire [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasavoha
Ny lasa : nanasavoka
Ny hoavy : hanasavoka
Filaza mandidy : manasavoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20