| Teny iditra |
manasavorovoro
(savorovoro (vorovoro))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1]
|
| | To entangle, to put in disorder [1.7]
|
| | Embrouiller, mettre en désordre [1.8]
|
| Ohatra | Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana!
[2.503]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manasavorovoro |
| Ny lasa : |
nanasavorovoro |
| Ny hoavy : |
hanasavorovoro |
| Filaza mandidy : |
manasavorovoroa |
|
| Tovy hevitra | |
|