|
|
|
|

Teny iditra manasavovoka (savovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manavosa, manao antontany tsy misy kitotony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasavovoka
Ny lasa : nanasavovoka
Ny hoavy : hanasavovoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05