| Teny iditra | manasitrika (sitrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandentika: Manasitrika ao anaty rano Manafina: Manasitri-bola Mandevina: Amin' ny telo no hanasitrika ny razana izahay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manitrika | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|