|
|
|
|

Teny iditra manatabariaka (tabariaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaparitadritaka etsỳ sy erỳ [1.1]
 To scatter, to disperse. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatabariaka
Ny lasa : nanatabariaka
Ny hoavy : hanatabariaka
Filaza mandidy : manatabariàha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05