|
|
|
|

Teny iditra manataka (tataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany
Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano
(fiteny somary baranahiny) Mampahantra, mambotry [1.1]
 To slit open [1.7]
 Fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8]
Ohatra Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manataka
Ny lasa : nanataka
Ny hoavy : hanataka
Filaza mandidy : manataha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20