|
|
|
|

Teny iditra manatakovana (takovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mametraka zavatra betsaka (fotaka amin' ny rindrina, amin' ny tarehy...) mba hivangongo, hifanosontsosona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakovana
Ny lasa : nanatakovana
Ny hoavy : hanatakovana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05