|
|
|
|

Teny iditra manatampisaka (tampisaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandraikitra, manankina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatampisaka
Ny lasa : nanatampisaka
Ny hoavy : hanatampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05