|
|
|
|

Teny iditra manatampody (tampody (ody))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao zaitra tampody
Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany [1.1]
 Envoyer et faire revenir le même jour
Coudre en revenant en arrière [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatampody
Ny lasa : nanatampody
Ny hoavy : hanatampody
Filaza mandidy : manatampodia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20