| Teny iditra |
manatanteraka
(tanteraka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona [1.1]
|
| | Manatontosa |
| | To effect, to carry through, to accomplish [1.7]
|
| | Accomplir, mener à bonne fin [1.8]
|
| | Réaliser, accomplir [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve?
[2.529]
|
| 2 | Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manatanteraka |
| Ny lasa : |
nanatanteraka |
| Ny hoavy : |
hanatanteraka |
| Filaza mandidy : |
manatanteraha |
|
|