| Teny iditra |
manatatra
(tatatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao tatatra Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1]
|
| | Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
|
| | To dig water-channels in [1.7]
|
| | Creuser des canaux ou rigoles [1.8]
|
| | Drainer [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manatatra |
| Ny lasa : |
nanatatra |
| Ny hoavy : |
hanatatra |
| Filaza mandidy : |
manatara |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mañatatra
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano]
(hozatra) mitsotsotra am-pandriana [1.78]
|
|