|
|
|
|

Teny iditra manatoa (atoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manasina; maniry soa [1.1]
 To sing the atoa, to sing in praise of the sovereign or the idols. [1.2]
 Chanter les louanges [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatoa
Ny lasa : nanatoa
Ny hoavy : hanatoa
Filaza mandidy : manatoava

Teny iditra manatoa (nato)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manato [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20