|
|
|
|

Teny iditra manatopatopa (topatopa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampihetsiketsika, mampivembena mankatsy mankaroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatopatopa
Ny lasa : nanatopatopa
Ny hoavy : hanatopatopa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05