Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
manatotongana
(
to
ton
gana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampihilana, manohoka:
Manatotongana ny siny izy
Mihoatra, misongona:
Nanatotongana ny rahavaviny izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatotongana
Ny lasa :
nanatotongana
Ny hoavy :
hanatotongana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20