| Teny iditra | manatraingo (traingo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| ( mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mitraingo | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|