| Teny iditra | manatroka (satroka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manasatroka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|