|
|
|
|

Teny iditra manatsabaka (tsabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandroboka, manitrika zavatra ao anaty rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsabaka
Ny lasa : nanatsabaka
Ny hoavy : hanatsabaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05