|
|
|
|

Teny iditra manatselaka (tselaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampirehitra tampoka; mampitselatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatselaka
Ny lasa : nanatselaka
Ny hoavy : hanatselaka
Filaza mandidy : manatselàha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05