|
|
|
|

Teny iditra manatsikozakoza (tsikozakoza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao zavatra amim-pitsiredaredàna [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsikozakoza
Ny lasa : nanatsikozakoza
Ny hoavy : hanatsikozakoza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05