| Teny iditra | manatsingatotra (tsingatotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; mandavo (zavatra) ka mitsingidina mankany an-damosina no fidabony [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|