|
|
|
|

Teny iditra manatsoaka (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra
Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [1.1]
 Arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [1.3]
 Déduire, retirer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsoaka
Ny lasa : nanatsoaka
Ny hoavy : hanatsoaka
Filaza mandidy : manatsoaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20