|
|
|
|

Teny iditra manatsontsorika (tsontsorika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiondrika ho ambany, mampiraviravy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsontsorika
Ny lasa : nanatsontsorika
Ny hoavy : hanatsontsorika
Filaza mandidy : manatsontsoriha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05