|
|
|
|

Teny iditra manatsotaka (tsotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiditra (zavatra) lalina tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsotaka
Ny lasa : nanatsotaka
Ny hoavy : hanatsotaka
Filaza mandidy : manatsotaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20