|
|
|
|

Teny iditra manavareraka (vareraka (reraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamela (fitafiana) hiborotsaka, hirefarefa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavareraka
Ny lasa : nanavareraka
Ny hoavy : hanavareraka
Filaza mandidy : manavareraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20