| Teny iditra | manaviavia (haviavia (havia)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10] | |||||||
| Ohatra | Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy.
[1.436] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | manavia | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|