|
|
|
|

Teny iditra mandafatra (lafatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa
Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao [1.1]
 Graduer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandafatra
Ny lasa : nandafatra
Ny hoavy : handafatra
Filaza mandidy : mandafara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20