| Teny iditra | mandalambitsika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|