| Teny iditra |
mandamaka
(lamaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [1.1]
|
| | To level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandamaka |
| Ny lasa : |
nandamaka |
| Ny hoavy : |
handamaka |
| Filaza mandidy : |
mandamaha |
|
|