| Teny iditra |
mandambolambo
(lambolambo (lambo))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [1.1]
|
| | To smooth, to polish; to caress [1.7]
|
| | Lisser, polir; caresser avec la main [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandambolambo |
| Ny lasa : |
nandambolambo |
| Ny hoavy : |
handambolambo |
| Filaza mandidy : |
mandambolamboa |
|
|