|
|
|
|

Teny iditra mandazo (lazo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manamaina, manamatroka [1.1]
 To fade; to cause to wither [1.7]
 Faner, flétrir [1.8]
Ohatra Ny mpandoro arina sy ny mpandazo volotsangana dia tsy mahazo mandoro na mandazo any an-ala, fa eny an-kay no manao [1.123]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandazo
Ny lasa : nandazo
Ny hoavy : handazo
Filaza mandidy : mandazoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20