| Teny iditra |
mandetsy
(letsy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
|
| | To depress, to press down [1.7]
|
| | Presser, déprimer [1.8]
|
| Ohatra | mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandetsy |
| Ny lasa : |
nandetsy |
| Ny hoavy : |
handetsy |
| Filaza mandidy : |
mandetse |
|
|