| Teny iditra | mandevina (levina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1] | |||||||||
| To bury [1.7] | |||||||||
| Ensevelir, enterrer [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |
|