| Teny iditra |
mandimby
(dimby)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
|
| | To succeed [1.2, 1.7]
|
| | To substitute, to take the place of [1.2]
|
| | To replace [1.7]
|
| | Remplacer, succéder à [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby.
[2.588]
|
| 2 | Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany.
[1.436]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandimby |
| Ny lasa : |
nandimby |
| Ny hoavy : |
handimby |
| Filaza mandidy : |
mandimbasa, mandimbaza |
|
|