| Teny iditra |
mandina
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra
[1.1]
|
| | Lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mandina
(dina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Provincial]
To cut a piece off [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandina |
| Ny lasa : |
nandina |
| Ny hoavy : |
handina |
|
|