|
|
|
|

Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy [1.1]
Ohatra Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandonaka
Ny lasa : nandonaka
Ny hoavy : handonaka
Filaza mandidy : mandonaha

Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena [1.1]
 To give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke [1.7]
 Enfumer [1.3]
 Donner de la fumée; enfumer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandonaka
Ny lasa : nandonaka
Ny hoavy : handonaka
Filaza mandidy : mandonafa

Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io [1.1]
 Battre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandonaka
Ny lasa : nandonaka
Ny hoavy : handonaka
Filaza mandidy : mandonafa

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10