| Teny iditra |
mandrafy
(rafy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mankahala, manao ho fahavalo [1.1]
|
| | To oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2]
|
| | To hate, to be jealous of; to rival [1.7]
|
| | Haïr, jalouser; être rival de [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika.
[2.366]
|
| 2 | ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena.
[2.366]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrafy |
| Ny lasa : |
nandrafy |
| Ny hoavy : |
handrafy |
| Filaza mandidy : |
mandrafèsa |
|
|