|
|
|
|

Teny iditra mandrahaka (rahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io [1.1]
 To branch out, to ramify. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrahaka
Ny lasa : nandrahaka
Ny hoavy : handrahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05