| Teny iditra | mandrahoa (handro) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro | |
| Ohatra | Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy mano-kana, ka mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy.
[2.857] | |
| Tsipelina hafa | mahandroa [1.1#555] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|