| Teny iditra | mandrakotra (rakotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1] | |||||||||
| To cover, to shelter. [1.2] | |||||||||
| To cover [1.7] | |||||||||
| Couvrir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|