| Teny iditra |
mandrambo
(rambo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manisy tovana mirefarefa na mitaritarika, manisy somotraviavindamba [1.1]
|
| | Mettre des franges à un habit, à une étoffe [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrambo |
| Ny lasa : |
nandrambo |
| Ny hoavy : |
handrambo |
| Filaza mandidy : |
mandramboa |
|
|
| Teny iditra |
mandrambo
(rambo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Provincial]
To follow close at the heels [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrambo |
| Ny lasa : |
nandrambo |
| Ny hoavy : |
handrambo |
| Filaza mandidy : |
mandramboa |
|
|