|
|
|
|

Teny iditra mandramby (ramby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify [1.1]
 Saisir subitement avec les dents, mordre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandramby
Ny lasa : nandramby
Ny hoavy : handramby
Filaza mandidy : mandrambia, mandrambasa

Teny iditra mandramby (ramby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Mandray [1.78]
  [Bezanozano] Manaiky, mandray [1.78]
  [Sihanaka] Manikitra, mandray [1.78]
  [Tanosy] Mandray [1.78]
 Mandrefy [1.13]
 Prov. For mandray (ray) [1.2]
 Lever [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/15