|
|
|
|

Teny iditra mandrangitra (rangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hampaharanitra; mandranitra [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mandranitra [1.78]
 To sharpen, to point. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrangitra
Ny lasa : nandrangitra
Ny hoavy : handrangitra
Filaza mandidy : mandrangita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05