|
|
|
|

Teny iditra mandrangy (rangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahia, mihamahia, mihakaozatra, mandràka [1.1]
 Maigrir [1.3, 1.196]
 être maigre [1.3]
 Devenir squelettique. [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrangy
Ny lasa : nandrangy
Ny hoavy : handrangy

Teny iditra mandrangy (rangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To colour, to paint [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrangy
Ny lasa : nandrangy
Ny hoavy : handrangy
Filaza mandidy : mandrangia

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/12