| Teny iditra | mandranitra (ranitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika Manasa, maka maso Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady Mitana sakaiza ratsy [1.1] | |||||||||
| To sharpen; to point. [1.2] | |||||||||
| To sharpen [1.7] | |||||||||
| Affûter, aiguiser [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany.
[1.437] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |
|