|
|
|
|

Teny iditra mandraotra (raotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
 To comb, to brush. [1.2]
 To card; to rake [1.7]
 Carder; racler avec un rateau [1.8]
Ohatra Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraotra
Ny lasa : nandraotra
Ny hoavy : handraotra
Filaza mandidy : mandraota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20