|
|
|
|

Teny iditra mandraraka (raraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto?
Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra
Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso
Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1]
 To spill, to scatter [1.7]
 Répandre [1.8]
Ohatra fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraraka
Ny lasa : nandraraka
Ny hoavy : handraraka
Filaza mandidy : mandraraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20