|
|
|
|

Teny iditra mandrazorazo (razorazo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manantona, manakiraviravy zavatra lavalava [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrazorazo
Ny lasa : nandrazorazo
Ny hoavy : handrazorazo
Filaza mandidy : mandrazorazoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05