| Teny iditra |
mandrefy
(refy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika.
[1.369]
|
| 2 | Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany.
[2.424]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrefy |
| Ny lasa : |
nandrefy |
| Ny hoavy : |
handrefy |
| Filaza mandidy : |
mandrefesa |
|
|