| Teny iditra | mandrendrika (rendrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [1.1] | |||||||||
| Mampiempo, na manempo [1.13] | |||||||||
| To melt, to cast (metals); to wreck [1.7] | |||||||||
| Fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner [1.8] | |||||||||
| Fondre [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|