| Teny iditra | mandrezatra (rezatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1] | |||||||||
| Roter [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandrezatra (rezatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1] | |||||||||
| Clouer avec un gros clou [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |
|